Teny iditra | 1 mpamerin-drà |
Singan-teny | 2 mpamerina, ra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1][mpamerindra] Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) |
Voambolana |
5 Haiaina |
Mpanahaka | 6 mpanelira |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |