|
|
|
|

Teny iditra1  mpamonjy
Fototeny  2  vonjy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo
Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11