Teny iditra | 1 mpamorona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza olona manamboatra na manao zavatra tsy mbola nisy teo aloha: Betsaka ankehitriny ny mpamoron-kira |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#188] créateur, inventeur, fondateur |
Ohatra |
5 [2.895#146] Midera ilay mpamorona tsy refesina isika. 6 [2.436#] foto-kevitra tian' ny mpamorona holazaina. |
Fototeny | 7 forona |
Fivaditsoratra | 8 mampanoro, mpamorona, pamoronam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |