Teny iditra mpampakatra (akatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny enti-milaza an-dRalehilahy mpampaka-bady, izany hoe mampiditra ara-dalàna vehivavy ho vady an-trano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a bridegroom [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le marié [Hallanger 1974]

2010/08/11