Teny iditra mpampisakafo (sakafo)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Latabatra lavabe anankiray no ilaharan' ny mpihinana, manatrika ny mpampisakafo izay hodidinin' ny loviany sy ny sakafo amidiny. [2.4]
Haiendriteny 
Tsotra : mpampisakafo, mpampisakafoko, mpampisakafonao, mpampisakafony, mpampisakafontsika, mpampisakafonay, mpampisakafonareo, mpampisakafon', mpampisakafon-, mpampisakafom-

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02