|
|
|
|

Teny iditra1  mpampita
Fototeny  2  ita
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] relais, conducteur
Ohatra  5  Tsaroany tsara izany izy fahiny kamolahy sy tendan-kanina mpalokaloka ambany trano bongon' ny mpampita lakana! [2.470#]
6  Tsy ampy toy inona anefa dia tamy ny mpampita ombintsika, ka namikitra tamin' ny tongotr' omby aho, dia tafita soa aman-tsara. [2.69#]
7  Raha mahatsiaro tena ho valalanina amin' ny fitaninana andro sy ny resadresa-poana izany izy, dia indro mandray ny tehin-dakana ka manampinampy ny mpampita sy ny ampitaina. [2.470#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08