Teny iditra | 1 mpanabe |
Fototeny | 2 be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ireo olona mpampianatra ny ankizy sy mpamolavola ny toetra amam-panahiny: Tokony hahay hankasitraka ireo mpanabe azy ny ankizy rahatrizay |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] éducateur, éducatrice |
Lohateny | 6 Hafatry ny mpanabe (Ratrema William) |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |