Teny iditra (1/2) | 1 mpanajary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#207] Celui qui arrange, qui raccommode, qui met l’entente |
Ohatra |
5 [2.436#] ary tsy misy mahay mifanasoa tahaka ny mpihavana tsy akory, fa tantanam-by, tsofa vy: havana mpanajary havana. |
Fototeny | 6 hajary |
Teny iditra (2/2) | 7 mpañajary |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.78] [Tanala]
mpanamasina ody, mpimasy, ombiasy: Misarebasarebake tsy ho mpañajary ka mamadika andro hanak'olo (miedinedina tsy ombiasy ka ratsy fanandro zanak'olona) |
Fivaditsoratra | 10 mpañajary, mpanajary |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |