|
|
|
|

Teny iditra1  mpanalalana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mpanelanelana, olona natao ho solontena mitondra teny raha misy zavatra angatahina, na elanelam-panahy hampihavana raha misy zavatra ifanolanan' olona roa tonta
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Messager, intermédiaire, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire
Fototeny  5  alalana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11