Teny iditra mpanalalana (alalana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpanelanelana, olona natao ho solontena mitondra teny raha misy zavatra angatahina, na elanelam-panahy hampihavana raha misy zavatra ifanolanan' olona roa tonta [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Messager, intermédiaire, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05