Teny iditra mpanambady (vady)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Celui qui est marié, les époux [Abinal 1888]
Voambolana 
Ohatra 
1Noho izany, tonony mazava ny anaran' ny mpanambady. [Rasamuel: Fanambadiana]
2Haverin' ny ankizy ho mpanambady indray isika roa e. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3Nony vita ny sakafo dia niainga ny mpanambady sy ny vahiny namonjy ny fiangonan' i Lohomby. [Ravelomanana: Lalana]
Teny nalaina 

2019/09/15