Teny iditra | 1 mpanambady |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 vady |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#797] Celui qui est marié, les époux |
Ohatra |
6 [2.346] Noho izany, tonony mazava ny anaran' ny mpanambady. 7 [2.470#52] Haverin' ny ankizy ho mpanambady indray isika roa e. 8 [2.356#87] Nony vita ny sakafo dia niainga ny mpanambady sy ny vahiny namonjy ny fiangonan' i Lohomby. |
Voambolana |
9 Fifandraisana: fianakaviana |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mpanambady io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |