Teny iditra mpanamory (hamory)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Olona mitana ny familiana ny fiarakodia na ny fiaramanidina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a steersman, a pilot [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay pilote, conducteur [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31