|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mpanampy
Fototeny  2  ampy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao [1.1]
5  olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  auxiliaire [1.13]
Ohatra  7  kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao. [2.643#]
8  Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra. [2.114#]

Teny iditra (2/2)9  mpanampy
Fototeny  10  ampy
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  zanateny entina manamafy teny iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13  auxiliaire [1.13]
Voambolana  14  Haiteny
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07