Teny iditra | 1 mpanazatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Olona manomana ny mpanao spaoro amin' ny alalan' ny fanorotoroana sy ny fampiasana matetika, mba ho tonga amin' ny fari-pahatanjahana sy fahakingana kendrena hotratrarina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#869] celui qui habitue |
Ohatra |
5 [4.27#] Tsy noraisin' izy ireo ho fanomezan-daza azy ireo mihitsy ny fampanantenana azy ireo mpanazatra tanora, na dia fikendrena fahombiazana aza angamba no nokendrena tamin' izany. |
Fototeny | 6 zatra |
Tovy hevitra | 7 mpankazatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |