Teny iditra mpanazatra (zatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Olona manomana ny mpanao spaoro amin' ny alalan' ny fanorotoroana sy ny fampiasana matetika, mba ho tonga amin' ny fari-pahatanjahana sy fahakingana kendrena hotratrarina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31