Teny iditra | 1 mpandraharaha |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.13] personnel administratif |
Ohatra |
4 [2.643] tamin' ny fanjakana malagasy kosa dia toa mpandraharaha momba ny miaramila ny Tsatsimenitra. 5 [2.356] Ery amin' ny farany atsinanana indray dia ahatazanana latabatra ping-pong sy ny biraon'ny mpandraharaha. 6 [2.114] Ireo fepetra ireo dia tsy ampiharina amin' ny mpandraharaha mitandro ny filaminam^bahoaka voalazan' ny andininy faha-45 etsy ambony. 7 [4.27] Ary fantatra fa notsikerain' ny mpandraharaha amin' ny sehatra tsy miankina matetika ny tsy fanajana an' izany fitsipika demokratika izany. |
Fototeny | 8 raharaha |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |