Teny iditra | 1 mpanefy |
Fototeny | 2 tefy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mpanamboatra ny metaly rehetra -- indrindra ny vy -- mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin' izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a blacksmith; any metalworker, including a silversmith, etc. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] forgeron; celui qui travaille un métal quelconque |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mpanefy io |
Fivaditsoratra | 11 afempin, fempina, mpanefy, mpifane, nafempi, pifanem |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |