Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mpanefy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza mpanefy tsy manana angady. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza mpanefy tsy manana antsy. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Mainty helika hoatry ny mpanefy. [2.415 #4241]
Mainty helika ohatra ny mpanefy. [2.653, 2.165, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Avoir les aisselles noires comme les forgerons. [2.415 #4241]
Être noir sous les bras comme un forgeron. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Dénoncé par ses propres actes. [2.415 #4241] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | May May | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Manao zanaky ny mpanefy tsy mba ho may. [2.558 #2027]
Tsy misy natao ho zanaky ny mpanefy tsy mba ho may. [2.558 #4740] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Manao zanaky ny mpisikidy ka tsy mba ho faty, na zanaky ny mpanefy ka tsy ho may. [2.165 #39]
Manao zanaky ny mpisikidy tsy mba ho faty. [2.558 #2026] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Croire qu' on ne mourra pas parce qu' on est fils d' un devin, c' est comme si l' on pensait qu' on ne sera pas brûlé du fait qu' on est fils d' un forgeron. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Mpanefin' | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Nahoana no dia mpanefy ka dombo antsy? [2.165 #733]
Nahoana no mpanefy, ka dombo antsy ? [2.653 #2058] Nahoana no mpanefy ka no dombo antsy ? [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comment se fait-il que vous, qui êtes forgeron, ayez un couteau émoussé? [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Nahoana no samy mpanefy ka hifampidera taim-by? [2.165 #858]
No samy mpanefy ka hifampidera taim-by ? [2.415 #6016, 2.653 #2117] No samy mpanefy ka no hifampidera taim-by! [2.558] Sambe anañi ty panefe ka tsy mifampidera taim-by. [1.68] Sambe anañi ty panefe ka tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Étant entre forgerons, pourquoi se faire valoir l' un à l' autre ses scories de fer ? [2.415 #6016]
Fils de forgerons ne s' adressent pas des éloges à propos d'un morceau de fer. [1.68] Fils d' un forgeron ne se vante pas d' un morceau de fer. [1.68] Pourquoi est-ce que deux forgerons se loueraient l' un à l' autre leurs scories? [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Entre gens de métier il n' y a pas à se faire valoir. Se disait aussi de deux rusés, de deux hommes cherchant à s'exploiter. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | No mpanefy, ka matahotra afo ? [2.653 #2116, 2.974 #32] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un forgeron, craindre le feu ? [2.974 #32] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Samy mpanefy, ka hifampivarotra taim-by ! [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce sont deux forgerons, et ils se vendraient réciproquement des débris de fer ! [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de deux rusés ; ou bien un rusé le disait à un autre. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Tsy misy natao ho zanaky ny mpanefy tsy mba ho may. [2.653 #3541, 2.974 #38] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un fils de forgeron doit un jour ou l’autre se brûler. [2.974 #38] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |