|
|
|
|

Teny iditra1  mpanelirà
Sokajin-teny  2  anarana
Singan-teny  3  mpanely, ra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anarana omena ny lalandra izay manely ny ra avy any amin' ny fo eran' ny tena manontolo, antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe aritera; raha mpanelira no tapaka, dia ra mena midorehitra no mivoaka ary mifantsitsitra mitsitapitapy ny fandehany
Mpanahaka  5  mpamerindra

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/05