|
|
|
|

Teny iditra1  mpanentana
Fototeny  2  entana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Ny olona natao hitarika ny fivavahana na ny hira any am-piangonana [1.1]
Voambolana  5  Fivavahana, finoana

Fivaditsoratra  6  mpanantena, mpanentana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05