|
|
|
|

Teny iditra1  mpanety
Fototeny  2  hety
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Olona manao ny fanetezana ny volon' olona ho anton-draharaha
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a barber one who cuts hair
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] coiffeur
Tovy hevitra  7  mpanety volo

Fivaditsoratra  8  ampenty, mpanety

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21