Teny iditra | 1 mpanjaitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 zaitra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Olona manjaitra, izany hoe mandidy sy manakambana ny lamba ho tonga akanjo, ka izany no ataony antom-pivelomana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a tailor, a seamstress |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] tailleur, modiste |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny mpanjaitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |