|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mpanjaka
Fototeny  2  zaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Olona voahosotra na atsangana ho mpitondra ny fanjakana, izay sady mitondra no manapaka ary mandidy, ka fahefana ifandovana no ananany izany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] the sovereign
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] roi, reine, souverain
Ohatra  7  Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [2.293]
8  Rahefa maty, hono, ny mpanjaka taloha, tsy mba natao hoe "maty" fa "miamboho", ary rahefa nalevina, tsy mba natao hoe "nalevina" fa "nafenina". [2.472]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Kamban-teny 
Lohateny  13  Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra (Rainianjanoro)
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mpanjaka io
Lahatsoratra  15  Randzavola: mpanjaka ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)16  Mpanjaka
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  18  [2.996] two of the books of the Bible: 1 Kings, 2 Kings
Fanazavàna teny frantsay  19  [2.996] deux des livres de la Bible: 1 Rois, 2 Rois
Voambolana  20  Soratra Masina
Lahatsoratra  21  Randzavola: Bokin' ny Mpanjaka ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  22  mpanjaka, panjakam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21