Teny iditra mpanjanantany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo mpanjanatany [2.356, 2.503, 2.472]
Ohatra 
1Ny vola no fiasana nahery vaika indrindra nentin' ny mpanjanantany nandravaravana ny fiaraha-miaina malagasy. [2.503]
2Tao ry Galliéni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy. [2.503]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/15