|
|
|
|

Teny iditra1  mpanjenjena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
4  [2.643#212] Olona mandehandeha foana tsy manana anton-dia, mirenireny tsy misy fotony. Olom-poana mizedazeda, hoy ny tavaratra.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#871] celui qui va çà et là
Ohatra  6  [2.996#] ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin' ny tany ianao.
7  [2.643#] Ny olona mpanjenjena sy mpiriorio dia tsy eken' ny Fanjakana, hoy ihany ireo.
Fototeny  8  zenjena
Tovy hevitra  9  mpijenjena

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11