Teny iditra (1/2) | 1 mpanjono |
Fototeny | 2 jono |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Olona manao ho antom-pivelomana ny fakana hazandrano |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a fisherman (with hook and line) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] pêcheurà la ligne |
Ohatra |
7 mpanjono sy mpihaza trozona ny ankamaroan' ny lehilahy fa ny zaza amim-behivavy ihany no matetika miantoka ny fambolena. [2.508] 8 Mitondra mpanjono ve izy ireny? [2.442] 9 Aleoko ihany lahy mpanjono mitoetra lalandava eo akaikiko, hoy Ikemba, sady nidongy kely izy. [2.499] |
Lohateny |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mpanjono io |
Teny iditra (2/2) | 12 Mpanjono |
Singan-teny | 13 mpanjono |
Sokajin-teny | 14 anarana (lohatenin-tononkalo) [Fitanisana] |
Voambolana |
15 Haisoratra: tononkalo |
Mpanoratra |
16 Rajaobelison Samuël |
Lahatsiratra manontolo |
|
Fivaditsoratra | 64 mpanjono, Mpanjono |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |