Teny iditra | mpanova | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | fanapahana na fanohizana olika ara-aratra [SLP 1986] | |
Fandikana frantsay | commutateur [SLP 1986] | |
Voambolana | Fizìka | |
Teny iditra | mpanova (ova) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | ¶ mpanova aratra: forongo manome ny zitina ampiasaina. SLP 1986] | [|
Fandikana frantsay | ¶ mpanova andalana: levier d'interligne. ¶ mpanova ankodina: commutateur rotatif. ¶ mpanova an-tosika: commutateur à poussoir. ¶ mpanova aratra: transformateur. ¶ mpanova manana petraka telo: commutateur à trois positions ¶ mpanova tena: auto-transformateur. [SLP 1986] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |