Teny iditra mpiambina (ambina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Olona atokana hiambina, izany hoe manao andry maso, miaro tsy ho simba ary mitandrina amin' ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a guard. [Richardson 1885]
 a watchman [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay gardien [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

2010/08/11