Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mpiambina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Manao kitoatoa ohatra ny mpiambina : ny tsy hita no zovina! [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Maty ny mpiambina, ka tsy misy mpitomany alina. [2.415 #2872]
Maty ny mpiambina ka tsy misy mpitomany ny alina. [2.558 #2207] Maty ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le veilleur de nuit est mort, et il n' y a pas de pleureuses de nuit. [2.415 #2872] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait quand il n' y avait pas réciprocité. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Sira maty afo ; manana mpiambina. [1.147 #S36] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Tsy ra feo antoandro toa mpiambina. [2.165 #2173]
Tsy re feo antoandro toa mpiambina. [2.415 #3158, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qu' on n' entend pas pendant le jour, comme la garde (de nuit). [2.165 #2173, 2.415 #3158] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Zovin' ny mpiambina : mahamamy ny torimason' ny marina. [2.558 #5107] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||