|
|
|
|

Teny iditra1  mpiambina
Fototeny  2  ambina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Olona atokana hiambina, izany hoe manao andry maso, miaro tsy ho simba ary mitandrina amin' ny fahavalo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a guard.
6  [1.7] a watchman
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] gardien
Ohatra  8  Nefa noperan'ilay mpiambina tamin'ny baiko tsy niteny. [2.895#]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mpiambina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/10