|
|
|
|

Teny iditra1  mpianatra
Fototeny  2  anatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a pupil, a student [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  étudiant, disciple, élève, imitateur [1.3]
7  élève, étudiant [1.8]
Ohatra  8  Nisy fifidianana mpianatra halefa any an-dafy hitsangatsangana, amin' ny vakansy faran' ny taona. [2.332#]
9  Andrianaivoravelona, ary Rainizafy, hanadina ny mpianatra, Kilasin' Andriamanamizao sy Ramahandry. [2.649#]
Voambolana  10  Fianarana
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mpianatra io
Lahatsoratra  13  Randzavola: mpianatra ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  14  manapitra, mpanaitra, mpianatra, mpiatrana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20