|
|
|
|

Teny iditra1  mpiasa an-trano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olona karamaina hanao ny raharaha ao an-trano
Singan-teny  4  mpiasa, trano

Fivaditsoratra  5  mpiasa an-trano, nanapotsiaram

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/05