Teny iditra | 1 mpifamofo |
Fototeny | 2 fofo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Ohatra |
5 [2.5#128] Nahoananotsy nanontanianao ahy, hoy Nivo, na mifankatia ny mpifamofo na tsia? 6 [2.285#196] Ny mpifamofo koa mivadika ny fitokiana, ka manalabaraka ny ray aman-dreny natoky azy. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |