|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mpifana~
Sokajin-teny  2  tovona [Fitanisana]

Teny iditra (2/2)3  mpifana
Fototeny  4  fana
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] a woman just confined
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#143] celle qui se tient chaud dans l'alcôve
8  [1.196] nom qu'on donne aux femmes en couches
Ohatra  9  [1.353#] Ny mpifana sy ny zazakely no kelezany aina mafy ny hamparary azy.
10  [2.857#] Ary mandra-pahatapitry ny herinandro, dia asiana afo tsy tapaka eo akaikin' ny mpifana.
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mpifana io

Fivaditsoratra  14  fampañy, fampi~na, fampina, fanampy, mpanafy, mpifana~, mpifana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08