Teny iditra (1/2) | 1 mpifana~ |
Sokajin-teny | 2 tovona [Fitanisana] |
Teny iditra (2/2) | 3 mpifana |
Fototeny | 4 fana |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] a woman just confined |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#143] celle qui se tient chaud dans l'alcôve 8 [1.196] nom qu'on donne aux femmes en couches |
Ohatra |
9 Ny mpifana sy ny zazakely no kelezany aina mafy ny hamparary azy. [1.353#] 10 Ary mandra-pahatapitry ny herinandro, dia asiana afo tsy tapaka eo akaikin' ny mpifana. [2.857#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mpifana io |
Fivaditsoratra | 14 fampañy, fampi~na, fampina, fanampy, mpanafy, mpifana~, mpifana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |