|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mpifana~
Sokajin-teny  2  tovona

Teny iditra (2/2)3  mpifana
Fototeny  4  fana
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny anglisy  6  a woman just confined [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  celle qui se tient chaud dans l'alcôve [1.3#143]
8  nom qu'on donne aux femmes en couches [1.196]
Ohatra  9  Ny mpifana sy ny zazakely no kelezany aina mafy ny hamparary azy. [1.353#]
10  Ary mandra-pahatapitry ny herinandro, dia asiana afo tsy tapaka eo akaikin' ny mpifana. [2.857#]
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mpifana io

Fivaditsoratra  13  fampina, fampi~na, mpifana~

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20