Teny iditra | 1 mpihaino |
Fototeny | 2 haino |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] L’auditeur |
Ohatra |
5 Samy nianoka ny mpihaino. [2.356] 6 Iza moa no atao hoe mpihaino? [2.606] 7 Satry tokoa mipetraka ho mpihaino. [2.298] 8 Tsipaky ny hehy ny mpihaino rehetra. [2.270] |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mpihaino io |
Fivaditsoratra | 10 ampohiny, hiompany, hiompian, hompiany, mpihaino, nopiahim, ompahiny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |