|
|
|
|

Teny iditra1  mpihavana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Olona iray fototra niaviana; misy ifandraisany ara-pihavanana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.54] qui sont parents
Voambolana  5  Fifandraisana: fianakaviana
Fototeny  6  havana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mpihavana io

Fivaditsoratra  8  hampanavy, mpihavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21