|
|
|
|

Teny iditra1  mpijirika
Fototeny  2  jirika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] mpanao irakely, mpamadi-barotra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] intermédiaire commercial
Ohatra  6  Ny mpijirika andevo sy ny mpandranto vahiny indray no nitombo hery. [2.508#]
7  Tsy mba tafika ara-dalana anie no namely anay fa jiolahy mpijirika olona e! [2.643#]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mpijirika io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11