Teny iditra | 1 mpikasa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#316] celui qui se propose souvent |
Ohatra |
5 [2.270#] nahalala ny fandehan' ny teti-dratsin' ny mpikasa hanongana ny mpanjakavavy ny Praiminisitra Rainilaiarivony. |
Fototeny | 6 kasa |
Fivaditsoratra | 7 mpikasa, mpisaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |