| Teny iditra | 1 mpiresaka |
| Fototeny | 2 resaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 un causeur, les interlocuteurs
[1.3] |
| Ohatra |
5 Mahagaga, hoy ny mpiresaka, raha ireny devoly efa saiky naniry tandroka ireny no mba hiova!
[2.499#69]
6 Izay no heriny amana tsiron'io fomba io: tena mahazatra ny mpikabary sy ny mpiresaka malagasy. [2.298#131] |
| Fivaditsoratra | 7 mparesaky, mpiresaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|