Teny iditra (1/2) | 1 mpisorona |
Fototeny | 2 sorona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#897] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#634] celui qui offre un sacrifice, prêtre |
Ohatra |
6 Ary ny mpisorona nanome azy mofo masina; [2.996] 7 Amin' ny Foko any Atsimo, dia misy ny antsoina hoe mpisorona. [2.245] |
Lahatsoratra |
8 Randzavola: sorona sy mpisorona ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 9 mpisorona |
Fototeny | 10 sorona |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1#897] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3#634] celui qui attise le feu |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mpisorona io |
Fivaditsoratra | 15 mpisorona, romposany, sompirano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |