Teny iditra mpitaingina (taingina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay celui ou ce qui est posé dessus [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Mandoa sarany ny mpitaingina ka hahazo vola ny mpivoy. [Ravelomanana: Lalana, takila 36]
2dia nampiaraka nampiezaka soavaly ny mpitaingina ny soavaly kavaliry, ka mahagaga; [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 283]

2017/05/24