Teny iditra | 1 mpitaingin-tsoavaly |
Singan-teny | 2 mpitaingina, soavaly |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.66] cavalier |
Ohatra |
5 Fony mbola tanora Mr. Pakenham, dia manamboninahitra tamin' ny an-tokon' ny mpitaingin-tsoavaly tany India [2.649#1105] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |