Teny iditra | 1 mpitaiza |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] celui qui nourrit, une nourrice |
Ohatra |
5 [2.285#] Reniketaka no anaran' ny mpitaiza anay. |
Fototeny | 6 taiza |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mpitaiza io |
Lahatsoratra |
11 Randzavola: mpitaiza ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |