|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mpitaiza

Ohabolana 1Aza manao sofin' ny mpitaiza maro anaka. [2.558]

Ohabolana 2Aza mba manao sofin' ny mpitaiza, eo ihany ka aokaaloha. [2.558 #714]

Ohabolana 3Ny mpitaiza no mitsanga-malaina, ny fitiavan-janaka no be. [2.558 #3166]

Fizahan-teny