|
|
|
|

Teny iditra1  mpitranga
Fototeny  2  tranga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] événement
Ohatra  5  [2.285] Tsaroako izay mpitranga matetika any Antalaha rehefa vokatra ny vanilina.
6  [2.296] Hitany koa ny mahamisy fetra ny soa sy ny ratsy mpitranga eo amin' ny fiainany
7  [2.5] hoy Ndriana niomankomana fa efa fantany izay mpitranga rahefa izany no resahin' izy roa.
Voambolana  8  Matematika: antontan'isa
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11