|
|
|
|

Teny iditra1  mpitranga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] événement
Ohatra  4  [2.285] Tsaroako izay mpitranga matetika any Antalaha rehefa vokatra ny vanilina.
5  [2.296] Hitany koa ny mahamisy fetra ny soa sy ny ratsy mpitranga eo amin' ny fiainany
6  [2.5] hoy Ndriana niomankomana fa efa fantany izay mpitranga rahefa izany no resahin' izy roa.
Voambolana  7  Matematika: antontan'isa
Fototeny  8  tranga
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11