|
|
|
|

Teny iditra1  mpitrongy vao homana
Singan-teny  2  mpitrongy, vao, homana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ireo olona fadiranovana
Olona miofy akondro vava
Ohatra  5  Kamboty ray aho, mahantra, mpitrongy vao homana [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25